Ny famelabelara-kevitra izay niarahana tamin’ny Ministeran’ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola izay nosolon’i CNFI tena no netin’ny masoivoho NIM Ambositra nankalaza ny fahatelo taonany ka notronin’ireo manam-boninahitra teo an-toerana.
Ny NIM dia mahatoky fa ny fiaraha-miasa sy ny fanabeazana ara-bola no antokin’ny fampandrosoana maharitra.




