Miofana hatrany ny ekipan’ny NIM, mba hahafahana manome tolotra mahafa-po sy mendrika ho an’ny mpanjifa. Naharitra roa herinandro izany ho an’ireo « Agents Front officeΒ Β» sy ireo « Assistants Administratifs et Financiers Β Β» rehetra ato amin’ny NIM.
